plt_tq/act/22/01.md

4 lines
153 B
Markdown

# Rehefa naheno an'i Paoly niteny Hebreo ny vahoaka, inona no nataon'izy ireo?
Rehefa naheno an'i Paoly niteny Hebreo ny vahoaka, dia nangina izy ireo.