plt_tq/act/21/32.md

4 lines
233 B
Markdown

# Inona no nataon'ilay kapiteny mpitarika ny mpiambina rehefa reny fa tao anatin'ny sahotaka i Jerosalema?
Nisambotra an'i Paoly ny kapiteny mpitarika ary namatotra azy tamin'ny gadra roa, ary nanontany taminy ny amin'izay nataony.