plt_tq/act/19/38.md

8 lines
368 B
Markdown

# Nasain'ny lehiben'ny tanàna nanao inona kosa ireo olona raha tokony hikomy?
Nasain'ny lehiben'ny tanàna nitondra ny fiampangan'izy ireo tany amin'ny fitsarana ny olona.
# Inona no loza manambana ireo olona hoy ny lehiben'ny tanàna?
Nambaran'ny lehiben'ny tanàna fa am-bava lozan'ny ho voapanga ho mampikorontana ny olona, ary tsy hisy fanazavana ho an'izany.