plt_tq/act/19/08.md

4 lines
210 B
Markdown

# Inona no nataon'i Paoly rehefa nanomboka niteny ratsy momba ny lalan'ny Tompo ireo Jiosy tao Efesosy?
Niara niala tamin'ireo mpino i Paoly ary nanomboka niteny tao amin'ny efitrano fampianaran'ny Tiraniana.