plt_tq/act/17/26.md

8 lines
283 B
Markdown

# Avy amin'ny inona no nanaovan'Andriamanitra ny ferenen'ny olona rehetra?
Avy amin'ny olona iray no nanaovan'Andriamanitra ny firenen'ny olona rehetra.
# Hatraiza hoy Paoly ny halaviran'Andriamanitra amin'ny olona?
Nambaran'i Paoly fa tsy lavitra ny olon-drehetra Andriamanitra.