plt_tq/act/17/13.md

4 lines
226 B
Markdown

# Nahoana no tsy maintsy nandao an'i Beria i Paoly, ary taiza no nalehany?
Tsy maintsy nandao an'i Beria i Paoly satria nanakorontana ny vahoaka tao Beria ireo Jiosy avy any Tesalonika, koa dia nandeha nakany Atena i Paoly.