plt_tq/act/17/05.md

4 lines
233 B
Markdown

# Inona no fiampangana natao tamin'i Paoly sy Silasy teo amin'ireo manam-pahefana teo amin'ny tanàna?
Nampangaina ho nanao asa nanohitra ny didin'i Kaisara i Paoly sy Silasy, tamin'ny nilazany fa nisy mpanjaka hafa - dia i Jesosy.