plt_tq/act/15/27.md

4 lines
261 B
Markdown

# Ao amin'ny taratasy nosoratana ho an'ny Jentilisa, iza no nambara fa nanaiky ny fehin-kevitra ny hanomezana didy vitsivitsy izay tena ilaina ihany ho an'ireo Jentilisa?
Ny mpanoratra ny taratasy sy ny Fanahy Masina no nambara fa nanaiky io fehin-kevitra io.