plt_tq/act/15/19.md

4 lines
223 B
Markdown

# Inona no didy naroson'i Jakoba homena ireo Jentilisa niova fo?
Nandroso hevitra i Jakoba ny handidiana ireo Jentilisa niova-fo mba hiala amin'ny sampy, amin'ny fijangajangana, amin'izay biby nokendaina, ary amin'ny rà.