plt_tq/act/13/50.md

8 lines
399 B
Markdown

# Inona ary no nataon'ireo Jiosy tamin'i Paoly sy Barnabasy?
Nampihetsika fanenjehana nanohitra an'i Paoly sy Barnabasy ary nanipy azy ireo nivoaka ny tanàna ireo Jiosy.
# Inona no nataon'i Paoly sy Baranabasy alohan'ny nanohizan'izy ireo ny dia nankany Ikonioma?
Nanitsana ny vovoka hiala tamin'ny tongotr'izy ireo hanohitra ny tanànan'ny Antioka izay nandroaka azy ireo i Paoly sy Barnabasy.