plt_tq/act/13/11.md

8 lines
320 B
Markdown

# Inona no nambaran'i Paoly fa hanjo an'i Bara-Jesosy satria nitady ny hampiodina ny governora hanohitra ny finoana izy?
Nambaran'i Paoly tamin'i Bara-Jesosy fa ho jamba mandritra ny fotoana voafaritra izy.
# Ahoana no fihetsika nasetrin'ny governora rehefa nahita izay nanjo an'i Bara-Jesosy izy?
Nino ny governora.