forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
582 B
Markdown
12 lines
582 B
Markdown
# Inona no nataon'ny fivondronan'ny mpino tany Antioka rehefa niteny tamin'izy ireo ny Fanahy?
|
|
|
|
Nidera ny Tompo ary nifady hanina ny fivondronan'ny mpino tany Antioka rehefa niteny tamin'izy ireo ny Fanahy Masina.
|
|
|
|
# Inona no nasain'ny Fanahy Masina nataon'izy ireo?
|
|
|
|
Nasain'ny Fanahy Masina nanokana an'i Barnabasy sy Saoly hanao ny asa izay niantsoan'ny Fanahy azy ireo izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no nataon'ny fivondronan'ny mpino rehefa nandre avy tamin'ny Fanahy Masina?
|
|
|
|
Nifady hanina, nivavaka, nametra-tanana tamin'i Barnabasy sy Saoly ny fivondronan'ny mpino, ary nandefa azy ireo.
|