plt_tq/act/12/09.md

4 lines
219 B
Markdown

# Ahoana no nilefan'i Petera teo amin'ny mpiambina voalohany sy faharoa ary nivoaka ny vavahadin'ny fonja?
Nanaraka anjely iray i Petera ary nilefa teo amin'ireo mpiambina, ary avy eo dia nisokatra ho azy ny vavahady.