plt_tq/act/12/03.md

4 lines
184 B
Markdown

# Inona no nataon'i Heroda mpanjaka tamin'i Petera?
Nosamborin'i Heroda i Petera ary nalefany tany am-ponja, tamin'ny fiheverana ny hitondra azy teo amin'ny vahoaka taorian'ny Paska.