forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
424 B
Markdown
8 lines
424 B
Markdown
# Inona no nataon'ireo vahoaka ka nampiharihary fa nilatsaka teo amin'izy ireo ny Fanahy Masina?
|
|
|
|
Niteny tamin'ny fiteny hafa ireo olona ary nidera an'Andriamanitra, izay nampiharihary fa nilatsaka teo amin'izy ireo ny Fanahy Masina.
|
|
|
|
# Rehefa avy nahita fa nandray ny Fanahy Masina ny olona, inona no nodidian'i Petera mba hatao amin'izy ireo?
|
|
|
|
Nandidy i Petera ny hanaovana batisa ny olona amin'ny anaran'i Jesosy Kristy.
|