plt_tq/act/08/34.md

8 lines
366 B
Markdown

# Inona no fanontaniana napetrak'ilay lehilahy tamin'i Filipo mahakasika izay novakiany?
Nanontany tamin'i Filipo ilay lehilahy raha miresaka momba ny tenany ihany ilay mpaminany na momba ny olon-kafa.
# Iza hoy Filipo ilay olona tao amin'ny soratra masina avy ao amin'Isaia?
Nohazavain'i Filipo fa Jesosy ilay olona tao amin'ny soratra masina avy ao amin'Isaia.