plt_tq/act/08/26.md

8 lines
344 B
Markdown

# Inona no nasain'ny anjely nataon'i Filipo?
Nasain'ny anjely nandeha tany atsimo ho any an-tany hay makany Gaza i Filipo.
# Iza no nifanena tamin'i Filipo ary inona no nataon'izany olona izany?
Nifanena tamina ionoka iray nanana fahefana lehibe avy any Etiopia, izay nipetraka teo amin'ny kalesiny namaky ny bokin'Isaia mpaminany i Filipo.