forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
392 B
Markdown
8 lines
392 B
Markdown
# Inona avy eo no nataon'ny synedriona tamin'i Stefana?
|
|
|
|
Nihazakazaka nankeo aminy ny mpikambana tao amin'ny synedriona, nanipy azy nivoaka ny tanàna, ary nitora-bato azy.
|
|
|
|
# Taiza no nametrahan'ireo vavolombelona ny akanjo ivelan'izy ireo nandritra ny fitoraham-bato an'i Stefana?
|
|
|
|
Napetrak'ireo vavolombelona teo an-tongotry ny tovolahy iray antsoina hoe Saoly ny ambony akanjon'izy ireo.
|