plt_tq/act/02/16.md

4 lines
196 B
Markdown

# Inona no nambaran'i Petera fa tanteraka tamin'io fotoana io?
Nambaran'i Petera fa tanteraka ny faminanian'i Joela izay nanambara fa hampilatsaka ny Fanahiny amin'ny nofo rehetra Andrimanitra.