plt_tq/act/01/20.md

4 lines
208 B
Markdown

# Ao amin'ny bokin'ny Salamo, inona no ambaran'izany fa tokony hitranga amin'ny toerana maha-mpitarika an'i Jodasy?
Ambaran'ny Salamo fa tokony ho tanterahin'olon-kafa ny toerana maha-mpitarika an'i Jodasy.