plt_tq/2ti/04/03.md

8 lines
301 B
Markdown

# Nampitandrina i Paoly fa ho avy ny fotoana izay anaovan'ny olona inona?
Tsy hiaritra ny feon'ny fampianarana ny olona, fa hihaino ny fampianarana izay manaiky ny filan-dratsin'izy ireo.
# Inona no asa sy ny asa fanompoana izay nomen'i Timoty hatao?
Nomena asa sy ny asan'ny evanjelista i Timoty.