# Inona no fampanantenan'i Kristy tamin'ireo izay niaritra?
Hanjaka hiaraka amin'i Kristy ireo izay niaritra.
# Inona no fampitandreman'i Kristy tamin'ireo izay nandà azy?
Holavin'i Kristy ireo izay nandà azy.