plt_tq/2th/02/08.md

12 lines
578 B
Markdown

# Inona no ataon'i Jesosy amin'ilay olona mpandika lalàna rehefa haseho i Jesosy?
Rehefa haseho i Jesosy, dia hamono ilay olona mpandika lalàna izy.
# Iza no miara miasa amin'ilay olona mpandika lalàna ka manome azy ny hery, ireo famantarana, ary fahagagana tsy marina?
Miara-miasa amin'i Satana ilay olona mpandika lalàna mba hanome azy ny hery, ireo famantarana, ary fahagagana tsy marina.
# Nahoana no voafitak'ilay olona mpandika lalàna ny sasany ary very?
Voafitaka ny sasany satria tsy nahazo ny fitiavana ny fahamarinana izay mety hahavonjy azy ireo izy ireo.