plt_tq/2sa/24/13.md

4 lines
249 B
Markdown

# Safidy telo inona avy no nomen'i Yaveh an'i Davida tamin'ny alalan'i Gada mpaminaniny?
Nanontany an'i Davida i Yaveh raha telo taonan'ny mosary na handositra telo volana ireo fahavalony, na telo andron'ny areti-mandringana amin'ny tany no tiany.