plt_tq/2sa/24/03.md

4 lines
187 B
Markdown

# Nahoana no nisalasa ny hanao araka izay nangatahan'i Davida i Joaba?
Nisalasa ny hankatoa an'i Davida i Joaba satria tsy takany hoe nahoana no te hanao izany zavatra izany ny tompony.