plt_tq/2sa/24/01.md

4 lines
206 B
Markdown

# Inona no nangatahan'i Davida mba hataon'i Joaba?
Nangataka an'i Joaba mba hanisa ny vahoaka ao amin'ny fokon'Israely rehetra i Davida mba hamaritana ny fitambaran'isan'ireo lehilahy sahaza ho an'ny ady.