plt_tq/2sa/23/20.md

4 lines
294 B
Markdown

# Ahoana no namonoan'i Benaia lehilahy Egytiana iray izay tena lehibe?
Benaia, izay tsy nanana afa-tsy tehina, dia niady tamin'ny lehilahy Egytiana iray izay tena lehibe izay nanana lefona teny an-tanany. Naka ny lefona teny amin'ny tanan'ilay Egyptiana i Benaia ka novonoiny tamin'izany izy.