plt_tq/2sa/23/09.md

4 lines
212 B
Markdown

# Ahoana no nandresen'i Eleazara ireo Filistina rehefa niara-niangona mba hiady izy ireo?
Niady tamin'ireo Filistina mandra-pahavizana ny tanany ary niraiketan'ny tanany teo amin'ny tahon'ny sabatra i Eleazara.