plt_tq/2sa/22/24.md

4 lines
175 B
Markdown

# Inona no nitranga satria nitandri-tena tsy hanota i Davida?
Namerina an'i Davida tamin'ny laoniny tamin'ny refin'ny fahamarinany Yaveh satria nitandri-tena tsy hanota izy.