plt_tq/2sa/22/13.md

4 lines
156 B
Markdown

# Ahoana no nampielezan'i Yaveh ireo fahavalony?
Nampiely ny fahavalony tamin'ny fanaparitahana azy ireo tamin'ny zana-tsipìka sy tsela-pahazavana Yaveh.