plt_tq/2sa/21/05.md

4 lines
215 B
Markdown

# Inona no nangatahan'ireo Gibeonita tamin'i Davida mba hanonerana ireo vitan'i Saoly?
Nangataka ireo Gibeonita mba hisy lehilahy fito izay taranak'i Saoly hatolotra ho azy ireo ary hahantona eo anatrehan'i Yaveh.