plt_tq/2sa/21/04.md

4 lines
170 B
Markdown

# Inona no naneken'i Davida mba hanonerana izany tsy rariny natao tamin'ireo Gibeonita izany?
Nanaiky ny hanao ny rehetra izay angatahin'ireo Gibeonita taminy i Davida.