plt_tq/2sa/21/01.md

4 lines
222 B
Markdown

# Nahoana no nisy mosary nandritra ny telo taona nisesy tamin'ny andron'i Davida?
Nisy mosary nandritra ny telo taona nisesy tamin'ny andron'i Davida satria namono ireo Gibeonita i Saoly sy ny fianakaviany mpamono olona.