plt_tq/2sa/20/14.md

4 lines
255 B
Markdown

# Inona no nataon'i Joaba sy ireo lehilahin'i Joda rehefa tratra niaraka tamin'i Seba sy ireo lehilahin'Israely tany Abela tany Beti-maka izy ireo?
Nanandratra tovo-tany iray manoloana ny manda teo amin'ny tanàna izy ireo ary niezaka ny handrava izany.