forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
291 B
Markdown
4 lines
291 B
Markdown
# Ahoana ny fihetsiky ny lehilahin'i Joaba iray tamin'ny fanindronana an'i Amasa?
|
|
|
|
Nafindrany niala teo amin'ny lalana ho any amin'ny saha i Amasa. Nosaromany lamba teo amboniny ary dia nanao fanamby tamin'ny olona rehetra izay nankasitraka an'i Joaba sy Davida mba hanaraka an'i Joaba izy.
|