forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
431 B
Markdown
8 lines
431 B
Markdown
# Inona no valintenin'ilay Kosita rehefa nanontany azy momba ny fahasalaman'i Absaloma ny mpanjaka?
|
|
|
|
Nilaza tamin'ny mpanjaka ilay Kosita fa tokony ho tahaka izany tovolahy izany ireo fahavalon'ny mpanjaka.
|
|
|
|
# Ahoana no navalin'ny mpanjaka rehefa nandre ireo vaovao momba ny fahafatesan'ny zanany lahy izy?
|
|
|
|
Ketraka fatratra ny mpanjaka rehefa nandre ireo vaovao ary niriany raha mba izy no maty teo amin'ny toeran'ny zanany lahy.
|