forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
330 B
Markdown
4 lines
330 B
Markdown
# Nahoana no nampitandremana i Ahimaza mba tsy hihazakazaka ho any amin'ny mpanjaka miaraka amin'ireo vaovao tsara fa efa namonjy ny mpanjaka tamin'ny fahavalony Yaveh?
|
|
|
|
Nampitandremana mba tsy hihazakazaka ho any amin'ny mpanjaka miaraka amin'ireo vaovao tsara amin'izany andro izany i Ahimaza satria maty ny zanaky ny mpanjaka.
|