forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
421 B
Markdown
8 lines
421 B
Markdown
# Ahoana no nampitana ireo hafatra tamin'i Davida mpanjaka momba ny tetik'i Absaloma ny hanafika azy?
|
|
|
|
Nisy mpanompo vavy iray hilaza amin'ireo lehilahy roa izay handeha hilaza amin'i Davida mpanjaka ireo tetik'i Absaloma.
|
|
|
|
# Inona no nataon'ireo lehilahy roa rehefa nodinihina ireo telolahy ireo ary nolazaina i Absaloma?
|
|
|
|
Nandeha ary nidina tany amin'ny lava-drano teo an-tokontanin'ny lehilahy iray ireo lehilahy roa.
|