forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
332 B
Markdown
4 lines
332 B
Markdown
# Inona no natoron'i Ahitofela an'i Absaloma sy ireo loholon'Israely rehetra momba ny fomba tokony hanafihana an'i Davida?
|
|
|
|
Ny torohevitr'i Ahitofela dia ny hanana tafika lehibe mba hanatanteraka fanafihana an'i Davida tampoka amin'ny alina rehefa nihaosa hatrany hatrany izy, ary namerina ny vahoaka rehetra mba hanjakan'izy ireo.
|