plt_tq/2sa/15/07.md

4 lines
178 B
Markdown

# Inona no antony nomen'i Absaloma ny mpanjaka tamin'ny nandehanana tany Hebrona?
Nilaza i Absaloma fa tokony handeha any Hebrona izy mba hanefa ny voady nataony tamin'i Yaveh.