forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
559 B
Markdown
8 lines
559 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Absaloma mahakasika ny raharahan'ireo olona izay tonga teo amin'ny mpanjaka ho tsaraina?
|
|
|
|
Hilaza amin'ireo lehilahy ireo i Absaloma fa tsara sy marina ny raharahan'izy ireo, saingy tsy misy olona nomen'ny mpanjaka fahefana hihaino ny raharahan'izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no antony nomen'i Absaloma tamin'ny nilazany fa naniry mba hatao hitsara ao amin'ny tany izy?
|
|
|
|
Nolazain'i Absaloma fa naniry ny mba hatao mpitsara ao amin'ny tany izy mba ho tonga eo aminy ny olona rehetra izay manana ady na raharaha ary hahazo rariny avy amin' i Absaloma.
|