plt_tq/2sa/14/25.md

4 lines
198 B
Markdown

# Inona no tsikaritra momba ny endrik'i Absaloma?
Tsara tarehy i Absaloma ary tsy nisy kilema izy sy ny volony, izay notapahiny isaky ny faran'ny taona, izay milanja eo amin'ny roanjato sekely eo.