forked from WA-Catalog/plt_tq
4 lines
294 B
Markdown
4 lines
294 B
Markdown
# Inona no nolazain'ilay vehivavy hendry tamin'ny mpanjaka fa natahorany hahazo ilay zanany lahy sisa?
|
|
|
|
Nolazain'ilay vehivavy hendry tamin'ny mpanjaka fa natahotra izy fa hamono ilay zanany lahy sisa, hamono ny mpandova ary tsy hamela na anarana na taranaka ho an'ny vadiny ny foko manontolo.
|