forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
466 B
Markdown
8 lines
466 B
Markdown
# Inona no nataon'i Joaba rehefa nahafantatra fa naniry ny hahita an'i Absaloma ny mpanjaka?
|
|
|
|
Rehefa nahafantatra i Joaba fa naniry ny hahita an'i Absaloma ny mpanjaka, dia nandefa teny ho any Tekoa ary nitondra vehivavy hendry tany aminy izy.
|
|
|
|
# Raha fintinina dia inona no tian'i Joaba mba hataon'ireo vehivavy hendry?
|
|
|
|
Tian'i Joaba mba hanao ohatran'ny hoe misaona ary handeha mba hiresaka amin'ny mpanjaka ny teny izay nolazain'i Joaba azy ilay vehivavy hendry.
|