forked from WA-Catalog/plt_tq
12 lines
659 B
Markdown
12 lines
659 B
Markdown
# Iza no nandeha niaraka tamin'i Absaloma?
|
|
|
|
Amnona sy ireo zanaka lahin'ny mpanjaka rehetra no nandeha niaraka tamin'i Absaloma.
|
|
|
|
# Inona no nandidian'i Absaloma ireo mpanompony mahakasika an'i Amnona?
|
|
|
|
Nandidy ireo mpanompony i Absaloma fa rehefa nanomboka mamon'ny divay i Amnona ary rehefa lazain'i Absaloma izy ireo hoe: "Tafiho i Amnona', dia hamono an'i Amnona izy ireo.
|
|
|
|
# Inona no nataon'ireo zanaka lahin'ny mpanjaka taorian'ny namonoan'ireo mpanompon'i Absaloma an'i Amnona?
|
|
|
|
Taorian'ny namonoan'ireo mpanompon'i Absaloma an'i Amnona dia nitsangana ireo zanaka lahin'ny mpanjaka rehetra, ary nitaingina ny ampondrany ny olona rehetra ka nandositra.
|