plt_tq/2sa/13/20.md

8 lines
366 B
Markdown

# Inona no navalin'i Davida mpanjaka rehefa nandre ny momba izany zavatra rehetra izany izy?
Rehefa nandre izany zavatra rehetra izany i Davida, dia tezitra mafy izy.
# Rehefa fantatr'i Absaloma, anadahin'i Tamara, fa nanolana ny anabaviny i Amnona, dia inona no tsapany tamin'i Amnona?
Nankahala an'i Amnona i Absaloma satria nanolana an'i Tamara anabaviny izy.