plt_tq/2sa/13/15.md

8 lines
381 B
Markdown

# Inona no tsapan'i Amnona tamin'i Tamara rehefa avy nanolana azy izy?
Nankahala an'i Tamara tamin'ny fankahalana tafahoatra i Amnona.
# Inona no nandidian'i Amnona sy nanereny an'i Tamara mba hataony?
Nobaikoin'i Amnona i Tamara hoe "Mitsangàna ary mandehana." ary nandidy ny mpanompony manokana ny mba hanalana an'i Tamara sy ny hanidiana ny varavarana rehefa tafavoaka izy.