forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
435 B
Markdown
8 lines
435 B
Markdown
# Nahoana no nankany amin'i Davida i Natana?
|
|
|
|
Nankany amin'i Davida i Natana satria Yaveh no naniraka an'i Natana ho any aminy.
|
|
|
|
# Nitantara tantara i Natana. Momba ny inona ilay tantara?
|
|
|
|
Ilay tantara notantarain'i Natana tamin'i Davida dia momba ny lehilahy iray nanan-karena izay nanana ondry aman'osy sy omby maro be, sy lehilahy iray mahantra izay tsy nanana na inona na inona afa-tsy ondrivavy kely iray izay toy ny zanany vavy.
|