forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
535 B
Markdown
8 lines
535 B
Markdown
# Inona no nolazain'i Joaba tamin'ny mpitondra hafany fa mety hitranga rehefa nitondra ireo vaovao mahakasika ny ady amin'i Davida ilay mpitondra hafatra?
|
|
|
|
Nolazain'i Joaba tamin'ny mpitondra hafany fa mety ho tezitra i Davida rehefa avy mitondra ireo vaovao mahakasika ny ady amin'i Davida ilay mpitondra hafatra.
|
|
|
|
# Vaovao inona no neritreretin'i Joaba fa mety hahatezitra an'i Davida mahakasika ny ady?
|
|
|
|
Neritreretin'i Joaba fa mety hahatezitra an'i Davida ny momba ny tafika izay nanakaiky loatra ny mandan'ny tanàna mba hiady...
|