plt_tq/2sa/11/09.md

8 lines
609 B
Markdown

# Inona no nataon'i Oria rehefa avy niteny taminy ny mba hidinan'i Oria any an-tranony i Davida?
Tsy nidina tany an-tranony i Oria, fa kosa natory teo am-baravaran'ny lapan'ny mpanjaka niaraka tamin'ireo mpanompon'ny tompony rehetra.
# Ahoana no namalian'i Oria an'i Davida rehefa nanontany azy i Davida hoe: "Nahoana ianao no tsy nandeha nidina tany an-tranonao?"
Nolazain'i Oria fa tsy handeha any an-tranony mba hihinana sy hisotro ary hiara-mandry amin'ny vadiny izy raha mbola nitoetra tao an-day ny fiara, sy Israely, ary Joda, ary nitoby teo amin'ny tany malalaka i Joaba sy ireo mpanompon'i Joaba.